top of page

Ho antsika mpikambana ato amin'ny OMAD, dia ity misy fotoana kely hafahantsika mioana sy mitafatafa.
Samia mitondra ny sakafo hanaovana BARBECUE hiarantsika mizara indray.
Tongava maro mba hiara-paly.
Contacts WhatsApp: 07.65.84.77.11
Email: info@omadagascar.com
bottom of page