top of page

Alone we go faster, together we go further
Nofinofiko, nofinofinao, nofinofintsika...
UNITED FOR CHANGE MADAGASCAR
Ho an’ny Malagasy rehetra !
.png)
Miantso antsika rehetra monina aty ivelany hitambatra hanohana ny hetsika natombok'ireto tanora Malagasy (Rassemblement de la diaspora)
Hanambara mazava sy manohana ny fitakiana Zon'olombelona ataon'ny tanora
Hanolotra vahaolana ho an'ireto:
jiro sy rano, fihariana, fanabeazana, fitsaràna, sakafo ary fahasalamana.
Hanome soso-kevitra hampandroso ny Firenena sy hampihena ny fahantrana
Zava-dehibe ho an’ireo namantsika ny fanehoana miaraka fa manohana azy ireo isika ka hanangana rafitra tokana ahitàna ireo olona rehetra aty ivelany ao anatin’ny fotoana fohy satria mihazakazaka ny toe-draharaha misy ary tsy afa-miandry ela ireo tanora any an-tanindrazana.
Firaisankina✊Fanampiana 👍Fanohanana 👏













