top of page
428001-525231_edited_edited.jpg

TONGASOA ! Seul on va plus vite, ensemble on va plus loin

Nofinofiko, nofinofinao, nofinofintsika...

UNITED FOR CHANGE MADAGASCAR

Ho an’ny Malagasy rehetra !

Design sans titre (4).png

Miantso antsika rehetra monina aty ivelany hitambatra hanohana ny hetsika natombok'ireto tanora Malagasy (Rassemblement de la diaspora)

Hanambara mazava sy manohana ny fitakiana Zon'olombelona ataon'ny tanora
 
Hanolotra vahaolana ho an'ireto:
jiro sy rano, fihariana, fanabeazana, fitsaràna,  sakafo ary fahasalamana.

Hanome soso-kevitra hampandroso ny Firenena sy hampihena ny fahantrana

Zava-dehibe ho an’ireo namantsika ny fanehoana miaraka fa manohana azy ireo isika ka hanangana rafitra tokana ahitàna ireo olona rehetra aty ivelany ao anatin’ny fotoana fohy  satria mihazakazaka ny toe-draharaha misy ary tsy afa-miandry ela ireo tanora any an-tanindrazana.

Firaisankina✊Fanampiana 👍Fanohanana 👏

Tambours sur le sable

Ny hitako fa mety sy tsara

Fifaninanana horonantsary
250924 - OMAD - Formation FAMPIHAVANANA.jpg

Comprendre soi et Comprendre l'autre

Dans une équipe, entre amis, dans la famille, partout où l’on va, on doit s’exprimer et comprendre l’autre. La communication est omniprésente dans notre vie quotidienne, elle est inévitable.

Elle a toujours été là, et est de plus en plus présente, surtout dans notre ère actuelle : numérique et digitale.

Là où il n’y a pas de communication, il n’y a pas de relation.

Cette relation s’entretient en se comprenant soi, puis en comprenant l’autre.

Lors de cet atelier, découvrons ensemble qui tu es et qui l’autre pour mieux nous entendre.

Tu peux t’amuser sur ces liens suivants, par ordre de préférence. Le premier nécessite une adresse email professionnelle.

Fond de dégradé pastel

OMAD لمدغشقر في بضع كلمات ...

انتشال مدغشقر من الفقر المدقع وبالتالي تلبية الاحتياجات الفسيولوجية لسكان مدغشقر البالغ عددهم 27 مليون نسمة.منها :

  • الشيء الرئيسي هو تقديم وجبة ساخنة واحدة على الأقل يوميًا لضمان الأمن الغذائي وتحسين التغذية.

  • ثم الوصول إلى مياه الشرب والصرف الصحي والمرافق الصحية،

  • الوصول إلى التعليم الجيد على قدم المساواة،

  • الحصول على الصحة والرفاهية والوسائل اللازمة لعيش حياة صحية

 

تعمل OMAD For Madagascar على إنشاء بنك مدغشقر للشتات من أجل المدغشقر والذي سيتم استخدامه لتمويل مشاريع مختارة تم تحديدها على أنها تخلق فرص عمل في قطاعي الزراعة والثروة الحيوانية.

وبهذا المعنى تعمل RANDRIAMASY Natanaela مع فريقها الرائع في   رفع مستوى الوعي وجمع وتعبئة الجالية الملغاشية على نطاق عالمي. رغبتنا هي العمل بشكل ملموس وفعال، وبشفافية كاملة، حتى نحقق الهدف الرئيسي "وجبة واحدة في اليوم لمدغشقر" وهو كما يلي:

  • على المدى القصير: إنشاء OMADs حول العالم عبر الشتات

  • على المدى المتوسط: وجود OMAD في جميع مناطق مدغشقر

  • على المدى الطويل: الوصول تدريجيًا إلى هدف 27 مليون مدغشقر في مدغشقر

Walking Down Empty Road

مساعدات من الشتات

Madagascar.jpeg

الاكتفاء الذاتي الغذائي

tea-623796_1280.jpg

Soutien de projets

Entraide et solidarité

دعم المشاريع

Création d'emplois

Akany

felana maitso

Omad mitsidika ny akany "Felana maitso"

Fanampiana, sy fiarahana tamin’ireo zaza kamboty maro tao amin’ny akany « Felana maitso ».

Misy hatramin’ny zazakely 2 volana miakatra, ary mandrapahaleo tenany ny zaza no beazina sy tezaina tao amin’ny akany.

Fa satria ny fianarana no lova tsara indrindra dia tsy aleo ve fintana hoentina manjono amin’ny hoavy no homena azy?

Remise des lots aux vainqueurs du concours sur la sensibilisation au:

respect de la loi et de la vie en société

respect de l'environnement et des biens communs

respect des parents et des personnes âgées

Omad Fizarana Loka
Omad Fizarana Loka - Correction  (1)_edited.jpg
Omad Fizarana Loka - Correction  (2)_edited.png
bottom of page