top of page

Fihaonana amin’ireo diaspora any Belzika sy ireo firenena manodidina

Asab 27 Jan

|

Durbuy

Mampita ny fanilo ho an'ireo ampielezana any Belzika, Alemana ary ireo firenena manodidina. Famoronana Antenna OMAD avy any Belzika, Alemana, sns. Tongava mihaona amin'ny ekipan'ny CORE Team OMAD ahitana an'i Natanaela Randriamasy ary mifanakalo hevitra momba ny hetsika OMAD ho an'ny Malagasy eto an-tanindrazana.

Mikatona ny fisoratana anarana
Jereo ny hetsika hafa
Fihaonana amin’ireo diaspora any Belzika sy ireo firenena manodidina
Fihaonana amin’ireo diaspora any Belzika sy ireo firenena manodidina

Time & Location

27 Jan 2024 15:00 – 18:00

Durbuy, Durbuy, Belzika

Guests

About the event

Mampita ny fanilo ho an'ireo ampielezana any Belzika, Alemana ary ireo firenena manodidina. Famoronana Antenne OMAD avy any Belzika, Allemagne, sns. Tongava hitsena ny ekipan'ny CORE Team OMAD ahitana an'i Natanaela Randriamasy ary ifanakalozy hevitra ny hetsika OMAD ho an'ny Malagasy eto an-tanindrazana.

Share this event

bottom of page