top of page
Fandalovana ny fanilo ho any am-pielezana - Alemaina
Asab 10 Feb
|Adiresy marina hampitaina amin'ny mailaka
RANDRIAMASY Natanaela sy ny ekipany OMAD For Madagascar no ho avy hitsena ny Benelux sy ny manodidina. Fotoana fampahafantarana ny anton’ny OMAD Ho an’i Madagasikara, ny fifampidinihana arahin’ny fotoam-pandinihana sy ny fotoam-piasana. Mifantoka amin’i Madagasikara sy ny vahoaka Malagasy 27 tapitrisa.
Tsy misy tapakila amidy
Jereo ny hetsika hafa

Time & Location
10 Feb 2024 16:00 – 19:00
Adiresy marina hampitaina amin'ny mailaka, Nuremberg, Alemaina
Guests
About the event
Fanolorana ny:
- OMAD Ho an’i Madagasikara, ny vina sy ny tanjony
- ny fikambanana
- ny mpikambana
- tetikasa
Fanentanana ireo sembana mba hanatevin-daharana ny hetsika “One meal a day for Madagascar”.
bottom of page

